Teny iditra | atifitra (tifitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mitifitra: Basin-dRakoto no natifiny an' ilay lambo [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ce qui sert à tirer un coup de fusil [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny atifitra io | ||||||||
Fivaditsoratra | atifitra, fitaitra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |