|
|
|
|
Teny iditra
1
atevika
Fototeny
2
tevika
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Entina manevika:
Tsilo no nateviny ny sofiko
.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
atevika
, ateviko, atevikao, ateviny, atevitsika, atevikay, atevikareo, atevik', atevi-
6
Ny lasa :
natevika, nateviko, natevikao, nateviny, natevitsika, natevikay, natevikareo, natevik', natevi-
7
Ny hoavy :
hatevika, hateviko, hatevikao, hateviny, hatevitsika, hatevikay, hatevikareo, hatevik', hatevi-
8
Filaza mandidy :
ateveho
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12