|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aterana |
| Fototeny | 2atitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza ny olona omena na itondrana zavatra, fa ilay zavatra omena kosa na entina atao hoe "aterina": Nateranay akoho mifahy ry dadabe tamin' ny fety.
5(Akoho mifahy no naterinay ho an-dry dadabe tamin' ny fety. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6used of the person to whom anything is sent, etc..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7A qui on offre, on porte.
[1.3] |
| Ohatra |
8 ka efa niamboho Andriamasinavalona : aterana vola, aterana voahangy, aleha ny zanak' andriana rehetra eo mamono ombivolavita, entina hangataka aminy Andriamasinavalona, raha tsy misy ranonorana.
[2.48]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13aza ny ateran-kira indray no milaza tsy mahay |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|