|
|
|
|

Teny iditra1  atavona (tavona)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Entina manatavona, manafotetaka, manosina (fotaka...): Asa, na inona na inona no natavon' ny ankizy itỳ sary [1.1]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  8  atavano, atavona, atovana, avotana, vatoana, voatana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05