|
|
|
|
Teny iditra
1
atatavoka
Fototeny
2
ta
ta
voka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Apotraka, azera.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
atatavoka
, atatavoko, atatavokao, atatavony, atatavotsika, atatavokay, atatavokareo, atatavok', atatavo-
6
Ny lasa :
natatavoka, natatavoko, natatavokao, natatavony, natatavotsika, natatavokay, natatavokareo, natatavok', natatavo-
7
Ny hoavy :
hatatavoka, hatatavoko, hatatavokao, hatatavony, hatatavotsika, hatatavokay, hatatavokareo, hatatavok', hatatavo-
8
Filaza mandidy :
atatavohy
Fivaditsoratra
9
atatavoka
,
10
voatataka
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12