|
|
|
|

Teny iditra1 atatatata
Fototeny  2tatatata
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao mitatatata, maneno mafy toa manao hoe "tatatata, tatatata". [1.1]
[2.4#]
Ohatra  5 Misy aza akon' ny any an-trano re aty ivelany : fandraisam-peo atatatata, mpianakavy miady mifampiantsoantso, mpiasa tratra alina mbola injao manjaitra ihany na mandrafitra. [2.4#]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12