|
|
|
|

Teny iditra1 atarika
Fototeny  2tarika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina mitarika: Omby firy no atarikao itỳ sarety irỳ. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 Arakita, 10 atarika, 11 atraika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12