|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 atao ankila bao |
| Sokajin-teny | 2 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
3enti-milaza ny entana atao amin' ny ilan' ny bao filanjana mba tsy hampahavesatra ila ny fitondrana; koa amin' izany entina hilazana izay zavatra rehetra ilaina mba hampifandanja fotsiny ny atao fa tsy misy hilana azy firy.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|