|
|
|
|

Teny iditra1 atao an-drasa
Singan-teny  2atao, 3rasa
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ny biby izay efa marary na nahazo takaitra, ka vonjena vonoina fa tsy avala ho faty ho azy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12