|
|
|
|

Teny iditra1 atanjozotra
Fototeny  2tanjozotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao mitanjozotra, mandeha mitohy lava toa valala manjohy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5à faire aller sans interruption. [1.3#675]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12