|
|
|
|
Teny iditra
1
atalaho
Fototeny
2
ta
la
ho
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Entina mitalaho (toy ny tanana, ohatra izany, ny vava sy molotra...).
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
atalaho
, atalahoko, atalahonao, atalahony, atalahontsika, atalahonay, atalahonareo, atalahon', atalahon-, atalahom-
6
Ny lasa :
natalaho, natalahoko, natalahonao, natalahony, natalahontsika, natalahonay, natalahonareo, natalahon', natalahon-, natalahom-
7
Ny hoavy :
hatalaho, hatalahoko, hatalahonao, hatalahony, hatalahontsika, hatalahonay, hatalahonareo, hatalahon', hatalahon-, hatalahom-
8
Filaza mandidy :
atalahoy
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12