|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 atakarina |
| Fototeny | 2takarina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Avala hiresaka, hihinana any an-tranon' olona: Aza atakarina any an-tranon' olona ny zanakao fa mahamenatra.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|