|
|
|
|

Teny iditra1 atakalo
Fototeny  2takalo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Soloana zavatra heverina ho mitovy vidy aminy (mitovy amin' ny takalozana ihany, fa fampiasa matetika kokoa): Natakalony ny palitaoko ny malabariny.
5Soloana atao vola madinika: Atakalozy kely itỳ volako ariary zato itỳ. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be given in exchange. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on donne en échange. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 atakalo, 15 atolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02