|
|
|
|

Teny iditra1 atabaka
Fototeny  2tabaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza andian' omby na ondry avala hikarenjy eny rehetra eny, atondraka: Aza atabaka etỳ amin' ny sahanay ny ondrinareo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5[troupeau] qu’on laisse aller partout. [1.3#638]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12