|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aspirà |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny solietnà izay amboniny sy ny adjidà-sefo ambaniny, mitovy laharana amin' ny aspirà ihany koa amin' ny tafika an-dranomasina ambanin' ny enseigne de vaisseau kilasy faharoa sy ny maitre voalohany.
[1.1] |
| Voambolana | 4 Miaramila |
| Fivaditsoratra | 5 aspirà, 6 parasy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|