|
|
|
|
Teny iditra
1
asotitika
Fototeny
2
so
ti
tika
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Entina manasotitika, mandoto.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
asotitika
, asotitiko, asotitikao, asotitiny, asotititsika, asotitikay, asotitikareo, asotitik', asotiti-
6
Ny lasa :
nasotitika, nasotitiko, nasotitikao, nasotitiny, nasotititsika, nasotitikay, nasotitikareo, nasotitik', nasotiti-
7
Ny hoavy :
hasotitika, hasotitiko, hasotitikao, hasotitiny, hasotititsika, hasotitikay, hasotitikareo, hasotitik', hasotiti-
8
Filaza mandidy :
asotitiho
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12