|
|
|
|

Teny iditra1 asongadina
Fototeny  2songadina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Avahana tsara; avongady, aboridana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be uncovered. [1.2#588]
Fanazavàna teny frantsay  6à séparer, à écarter, à isoler ; à dépouiller de ses vêtements. [1.3#630]
Ohatra  7 Azo asongadina fa lanin' ny sakafo ny antsasaky ny vola miditra, taratry ny fahantrana izany. [4.27#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 asangodina, 13 asongadina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12