|
|
|
|
Teny iditra
1
asolelaka
Fototeny
2
so
le
laka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Atao misokatra be ny vavany, tsy asiana miafina ny ao anatiny.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
asolelaka
, asolelako, asolelakao, asolelany, asolelatsika, asolelakay, asolelakareo, asolelak', asolela-
6
Ny lasa :
nasolelaka, nasolelako, nasolelakao, nasolelany, nasolelatsika, nasolelakay, nasolelakareo, nasolelak', nasolela-
7
Ny hoavy :
hasolelaka, hasolelako, hasolelakao, hasolelany, hasolelatsika, hasolelakay, hasolelakareo, hasolelak', hasolela-
8
Filaza mandidy :
asolelaho
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12