|
|
|
|
Teny iditra
1
asolampy
Fototeny
2
so
lam
py
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Atao kisolosolo, manary rano.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
asolampy
, asolampiko, asolampinao, asolampiny, asolampintsika, asolampinay, asolampinareo, asolampin', asolampin-, asolampim-
6
Ny lasa :
nasolampy, nasolampiko, nasolampinao, nasolampiny, nasolampintsika, nasolampinay, nasolampinareo, nasolampin', nasolampin-, nasolampim-
7
Ny hoavy :
hasolampy, hasolampiko, hasolampinao, hasolampiny, hasolampintsika, hasolampinay, hasolampinareo, hasolampin', hasolampin-, hasolampim-
8
Filaza mandidy :
asolampio
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12