|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 asoka |
| Fototeny | 2soka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atsoboka, alentika ao anaty rano dia tsoahina: Asokay ao anaty kafe misy ronono ny mofo.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 akosa, 10 asoka, 11 Kaosa, 12 kasao, 13 kasoa, 14 sakao, 15 sakoa, Sakoa, 16 saoka, 17 soaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|