|
|
|
|

Teny iditra1 asoitra
Fototeny  2soitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina misoitra, manala amin' ny hazo lavalava, mamely amin' ny tandroka (omby). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5ce qui sert à attiser, à remuer, à soulever, à cueillir, à repousser. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 aisatro, 11 aisotra, 12 aoritsa, 13 asoitra, 14 asoraty, 15 Asorita, 16 itsarao, 17 raosita, 18 taosary

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12