|
|
|
|

Teny iditra1 asobilatra
Fototeny  2sobilatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao didy misompirana: Nahoana no nasobilatrao toy izao itỳ didy hena ka manjary tsy mitovy ny anjarantsika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5à faire aller obliquement. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 abolasitra, 11 abolisatra, 12 asobilatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12