|
|
|
|
Teny iditra
1
asisy
Fototeny
2
si
sy
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Entina misisy na manala ny mivohibohitra amin' ny hazo fisaka.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
asisy
, asisiko, asisinao, asisiny, asisintsika, asisinay, asisinareo, asisin', asisin-, asisim-
6
Ny lasa :
nasisy, nasisiko, nasisinao, nasisiny, nasisintsika, nasisinay, nasisinareo, nasisin', nasisin-, nasisim-
7
Ny hoavy :
hasisy, hasisiko, hasisinao, hasisiny, hasisintsika, hasisinay, hasisinareo, hasisin', hasisin-, hasisim-
8
Filaza mandidy :
asisio
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12