|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 asidina
Fototeny  2sidina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atsipy, atoraka ambony. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 asidina
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11Harona fanihifana hazandrano. [Taimoro] [1.1]

Fivaditsoratra  12 andiasy, 13 asidina, 14 disaina, 15 sai-dany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12