|
|
|
|

Teny iditra1 asesy
Fototeny  2sesy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4atao eo aloha. [Betsimisaraka] [1.78]
5Atao mifandimby tsy misy fiatoana: Aseseo amin' izay ny hira, rankizy.
6Amidy tsirairay: Nasesiny dimampolo mihodidinany akohony rehetra. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 asesy, 13 Sesay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02