|
|
|
|

Teny iditra1 asesika
Fototeny  2sesika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza ny zavatra atao sesika: Inona no asesika ny kidoronao: horom-potsy sa volom-borona?.
5Roahina: Aseseho handeha any io kivindro io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be stuffed into something. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7Ce qu'on fourre, qu’on presse dans.
8(coup de poing ou de bâton) qu'on lance horizontalement contre quelqu’un.
9figuré: qu’on pousse fortement, qu’on chasse. [1.3#600]
10dont on farcit une chose. [1.8]
Ohatra  11 Inona no tianao asesika amin' izany? [2.270#92]
12 Entiko hampandry tany izy, asesika hanala vohitra izy koa tsy mety. [2.298#37]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  18 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02