|
|
|
|

Teny iditra1 aserana
Fototeny  2serana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-mandalo eo anoloana, enti-misenana: Aza aserana an-dRaibenao iny kifafa iny. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 aserana, 10 Sareana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12