|
|
|
|

Teny iditra1 asedra
Fototeny  2sedra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina misedra, mitsapa ny hadion' ny metaly iray, ohatra ny volamena. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 asedra, 10 Sareda, 11 Sedara

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12