|
|
|
|
Teny iditra
1
asavoana
Fototeny
2
sa
vo
ana
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Alefa miakatra ambony:
Asavoanako ny baolina, dia tantazonareo kosa
.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
asavoana
, asavoako, asavoanao,
asavoany
, asavoantsika, asavoanay, asavoanareo, asavoan', asavoan-, asavoam-, asavoa-
6
Ny lasa :
nasavoana, nasavoako, nasavoanao, nasavoany, nasavoantsika, nasavoanay, nasavoanareo, nasavoan', nasavoan-, nasavoam-, nasavoa-
7
Ny hoavy :
hasavoana, hasavoako, hasavoanao, hasavoany, hasavoantsika, hasavoanay, hasavoanareo, hasavoan', hasavoan-, hasavoam-, hasavoa-
8
Filaza mandidy :
asavoany
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12