|
|
|
|

Teny iditra1 asaveravera
Fototeny  2saveravera
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4(akanjo) Avela hisariraka tsy tafina tsara; avela hisafotofoto, hikorandendina. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9saveraveraina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12