|
|
|
|

Teny iditra1 asatroka
Fototeny  2satroka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza ny satroka ampanaovina: Satroka harona asatroka azy fa maivamaivana ireny. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 arotsaka, 10 asatroka, 11 asokatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12