|
|
|
|

Teny iditra1 asasy
Fototeny  2sasy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao sasy, atao fiteny na filatron-kira mialoha: Feon-javamaneno mahafinaritra no nasasiny ny fampisehoana. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 asasy, 10 asisa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12