|
|
|
|
Teny iditra
1
asarebaka
Fototeny
2
sarebaka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
(lamba) Arefarefa amin' ny tany:
Aza asarebaka ny lambanao
.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
asarebaka
, asarebako, asarebakao, asarebany, asarebatsika, asarebakay, asarebakareo, asarebak', asareba-
6
Ny lasa :
nasarebaka, nasarebako, nasarebakao, nasarebany, nasarebatsika, nasarebakay, nasarebakareo, nasarebak', nasareba-
7
Ny hoavy :
hasarebaka, hasarebako, hasarebakao, hasarebany, hasarebatsika, hasarebakay, hasarebakareo, hasarebak', hasareba-
8
Filaza mandidy :
asarebaho
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12