|
|
|
|

Teny iditra1 asandrahaka
Fototeny  2sandrahaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Avela hirantsandrantsana, hisampantsampana.
5Avela hivelatra fa tsy hifintina: Aza asandrahaka ohatra izao io fehezamboninkazo io. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12