|
|
|
|

Teny iditra1 asampona
Fototeny  2sampona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina manampontsampotsana, manakana: Zavatra tsy nampoizina no nasampon' ny lahatra ny fikasany. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 asampano, 10 asampona, 11 mpanasoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12