|
|
|
|

Teny iditra1 asamboaravoara
Fototeny  2samboaravoara
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao misamboaravoara, ahetsika mahery hitambolimbolina, atroatra: Asamboaravoaran' ny rivotra ny ranomasina. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12