|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 asaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Betsimisaraka+Sihanaka] vony
[1.78] 4 Enti-milaza ny soratr' omby mavo vasoka na maloto volo [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 jaune
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 6 asaka |
| Fototeny | 7 saka |
| Sokajin-teny | 8 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 (ny tanana) Entina misaka, maka hazandrano na orana ao anaty rano na ao anaty lavaka
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 14 akasa, asaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|