|
|
|
|

Teny iditra1 asaiky
Fototeny  2saiky
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao saikiny na solony ratsiratsy kokoa: Mpitandrina tovolahy kely no nasaiky ny mpampianatra nanavy ka tsy faly ny mpianatra. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 Akiasy, 10 asaiky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12