|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 asaika |
| Fototeny | 2saika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza ny fitaovana izay asoka ao anaty rano: Aza tovozina ny rano fa ny siny mihitsy asaika ao anaty rano; tsy ampy toy inona dia ho feno ny sininao.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 akasia, 10 asaika, 11 asiaka, 12 Isaaka, 13 sakaia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|