|
|
|
|

Teny iditra1 asaboratsy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavamaniry fanao ody kankana ny voany vao notazana, na indrindra ny hoditry ny fakany izay tena tsara fiasa saingy tsy azo omena ny ankizy (Maesa lanceolata). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Maesa lanceolata Forssk.
5(Primulaceae).
6Fruits comestibles, donnés à manger aux enfants comme vermifuge.
7Décoction des racines administrée, suivie d'une purge à l'huile de ricin aux enfants qui souffrent de vers intestinaux.. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  8 Haizavamaniry: ahitra
Tovy hevitra  9rafy, voarafy
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12