|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 arotsaka |
| Fototeny | 2rotsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Aidina: Arotsahy amin' izay ny vary fa efa mangotraka ny rano.
5Alatsaka amin' ny sekoly, fianaran-draharaha...: Narotsako hianatra ny zanako fa efa lehibe. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be poured into something.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on verse.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 arotsaka, 14 asatroka, 15 asokatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|