|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 arosy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazam-borona andrano dia mitovitovy amin' ny dokotra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a wild duck.
5Sarkidiornis africana, Eyt.. [1.2]
6the hump-billed duck; also called ongongo (prov.). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7oie de la côte de Coromandel. [1.54]
8canard à bosse; on l'appelle aussi ongongo (prov). [1.8]
Voambolana  9 Haibiby: vorona
Kamban-teny rehetra  10tavan' arosy
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)12 arosy
Sokajin-teny  13 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  14aronjina. [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  15 arosy, 16 raiso, 17 Rosia, rosia, 18 sario, 19 saroy, 20 Siora, 21 sirao, 22 siroà, 23 soria

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03