|
|
|
|

Teny iditra1 aromborombo
Fototeny  2romborombo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4avela hiromborombo.
5(volombava) Avela haniry misaritadritaka: Nahoana re no dia aromborombo tahaka izao itỳ volombavanao e!. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12