|
|
|
|

Teny iditra1 arokatra
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Mitovy hevitra amin' ny aroa fa manondro mafimafy kokoa ary fitenin' ny ankizy: Misy lava-johy arokatra. [1.1]

Fivaditsoratra  4 arakotra, 5 arokatra, 6 toraraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12