|
|
|
|

Teny iditra1 arodona
Fototeny  2rodona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asaina mandeha miaraka daholo (omby aman' ondry).
5Aingaina miaraka (hira). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6To be driven along violently; to be wasted, as riches. [1.2#523]
Fanazavàna teny frantsay  7à faire marcher, à faire retentir, à dépenser à la fois. [1.3#542]
Ohatra  8 dobohina ny amponga, arodona ny dihy, ary ny fampiarahana ireo no antsoina hoe mamoha saha aminy. [2.245#]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  13 andoaro, 14 arodano, 15 arodona, 16 doroana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12