|
|
|
|

Teny iditra1 arodana
Fototeny  2rodana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Azera atao ambony ambany, akoa, ahotsaka: Narodan' ny tompony ilay trano teto fa hanao vaovao izy.
5Alaina mora foana satria be dia be: Arodana fotsiny ny kaki erỳ Antanetikelimay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be pushed down, as a wall. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on fait tomber, comme un mur. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 adarona, 13 arodana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12