|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 arindrina |
| Fototeny | 2rindrina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Akatona: Arindrino ny varavarana fa miditra ny saka.
5Entina manakatona. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be closed.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on ferme.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 arindrina, 13 irindrana, 14 rindraina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|