|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 arindra |
| Fototeny | 2rindra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Alahatra tsara, alamina, alanto: Arindrao tsara aloha ny tetika vao miroso amin' ny raharaha.
5Atao mifanaraka, avitrana: Arindra ny fihavanana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be arranged in order.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on met en ordre, qu'on dispose bien, qu'on arrange harmonieusement, qu'on met d'accord.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 andrira, 14 arindra, 15 Randria, randria |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|