|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 aretaka
Fototeny  2retaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao miretaka, miboretaka, tsy mahajoro: Naretaky ny taona sy ny orana ilay tafo. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 aretaka
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny frantsay  11nom d'une espèce d'oiseau.. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  12 Haibiby: vorona

Fivaditsoratra  13 aretaka, 14 ateraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12