|
|
|
|

Teny iditra1 arerarera
Fototeny  2rerarera
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Arefarefa, abarera:.
5Voan' ny hala ilay vorona ka nampalahelo ny nijery azy fa narerarerany ny elany..
6Aza arerarera ity lambanao.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7à relâcher. [1.3#527]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12